Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70647

LMA-Cnaps: Beazina amin’ny fiahiana sosialy ny mpianatra

$
0
0
Nihaona mivantana tamin’ny mpianatra ao amin’ny kilasy faharoa, ao amin’ny Lisea maoderina Ampefiloha (LMA), ny tale jeneraly (DG) ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana sosialy (CNaPS), Rakotondraibe Mamy, ny 16 desambra teo. Nampahafantariny ny mpianatra fa fotoana eo am-pandraisana fanapahan-kevitra ny sampam-pianarana hosafidina ny kilasy faharoa. Izay no nahatonga ny CNaPS nisafidy azy ireo amin’izao fihaonana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70647

Trending Articles