Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

Cua – Himo: nitohy teny Ankorondrano ny asa fanadiovana

$
0
0
Taorian’ny teny Mahavoky Besarety, nitohy tetsy Ankorondrano sy teny amin’ny fokontany 67 ha, omaly, ny asa fanadiovana ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Marihina fa anisan’ny voasokajy ho faritra tena maloto, na «point noir» ireo toerana ireo. Haharitra 10 andro ny asa fanadiovana, izay hiarahan’ny CUA mifarimbona amin’ny Himo eny anivon’ny fokontany. Mirefy 700 metatra eo ho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70642

Trending Articles