![]()
Vaovao ratsy ho an’ny Barea de Madagascar. Maratra ary tsy afaka ny hilalao mandritra ny enim-bolana ilay vodilaharan’ny Barea de Madagascar, i Thomas Fontaine, milalao ao amin’ny FC Lorient. Fantatra mantsy fa naratra ny tovolahy nandritra ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, izay nikatrohany tamin’ny Paris St Germain, ny herinandro lasa teo. Voadona teo […]