![]()
Judokas mbola tena tanora kanefa efa misongadina tanteraka. Tsy iza izany fa Rasoanaivo Razafy Aina Laura. Ndeha hofantarina ny mombamomba azy. Tovovavy vao 16 taona monja, mpikatroka ny taranja Judo, sokajy “cadette”, latsaky ny 63 kg, Rasoanaivo Razafy Aina Laura, antsoina hoe Laura. Mbola ao anatin’ny fianarana tanteraka izy, kilasy famaranana, sokajy A. Rasoanaivo Razafy […]