![]()
Nankasitra ireo mpampianatra mpikaroka nisongadina tamin’ny tontolon’ny fikarohana ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, omaly teny Fiadanana. Adidin’ny minisitera ny mampahafantatra ny zava-bitan’ny mpampianatra mpikaroka eto an-toerana sy amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Nisy ireo nahazo valisoa sy fankasitrahana lehibe, voatendry hitana andraikitra goavana koa ny mpikaroka iray, hoy ny minisitry ny Fampianarana ambony sy […]