![]()
Nody avy any Antsirabe hihazo an’Antananarivo ny minisitry ny Filaminam-bahoaka (MSP) ny Contrôleur général de police, Randrianarison Fanomezantsoa Rodellys rehefa avy namonjy ny filan-kevitry ny governemanta tany amin’ny Akademia Miaramila, ny alahady hariva teo. Teny an-dalana, miala kely an’i Sambaina RN7 izy no nahita taksiborosy iray nanao taingimbe hatrany ambony tafo. Nenjehin’ny MSP ilay taksiborosy […]