Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70671

Faritany Ambohidahy (CIM): tratra ny lehilahy mpanao fisolokiana taratasim-panjakana

$
0
0
Mbola hisy sahy ihany ! Saron’ny polisy miasa ao amin’ny service régional police judiciaire Analamanga teny Analakely, afakomaly, ny lehilahy iray mpanao asa ratsy fisolokiana amin’ny taratasim-panjakana ao amin’ny CIM Ambohidahy. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, nametraka fitoriana tao amin’ity sampandraharahan’ny polisy ity ny lehiben’ny centre immatriculateur Faritany Ambohidahy (CIM) noho ny fisian’ny olona manao hosoka […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70671

Trending Articles