Tombanana hipaka amin’ny morontsiraka avaratra atsinanana, aorian’ny Noely ilay faritra andro ratsy ao amin’ny ranomasimbe Indianina, araka ny fanazavan’ny teknisianina mpamantatra ny toetr’andro, omaly. Tsy nahitana fivoarana goavana izy fa manatona ny morontsiraka malagasy ary hitombo hery ao anatin’ny telo andro manaraka. Manodidina ny 40 km isan’ora ny herin’ny rivotra entina. Nampiomana sahady ny mponina […]
↧