![]()
Lahitokana ny aina ! Manoloana ny fitomboan’ny fivezivezen’ny fiara mpitatitra olona, indrindra ireo mampiasa ny zotra nasionaly sy rezionaly amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona 2020 izao ary ho fisorohana sy hampihenana ny trangana lozam-pifamoivoizana vokatry ny fahatomombanana ara-teknika. Ny foibe fitsarana fiarakodia (DGSR) miaraka amin’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety (ATT), ny […]