![]()
Taorian’ny hetsika manokana, tamin’ny alalan’ny bemidina nataon’ny Sampandraharaha miady amin’ny zava-mahadomelina, eo anivon’ny Polisim-pirenena teny Antohimadinika, IIIG Hangar, IVO, ny alatsinainy teo, olona 11 mianadahy voasambotra. Ao ny mpivarotra rongony, mpamatsy sy mpanindrona « héroïne »… Vehivavy ny roa amin’ireo voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny sampandraharaha miady amin’ny zava-mahadomelina (Stup) Anosy, afakomaly, nandritra ny hetsika […]