Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70299 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Star : nankasitraka ny mpiasa 203

Nankasitraka ny mpiasa 203 naharitra hatramin’ny 32 taona teo anivon’ny orinasa Star ny mpiandraikitra, nandritra ny lanonana telo sosona natao teto Antananarivo, Antsiranana ary Antsirabe ny volana...

View Article


Tselatra

Efa hita, ny asabotsy maraina sy tolakandro teo avokoa ny razan’ireo olona telo nianjeran’ny trano teny Ankadilalana. Olona telo no hitan’ny mpamonjy voina, ny zoma teo. Enina mianaka ireo nianjeran’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ahina hianjera : trano ampolony maro narodan’ny mpamonjy voina

Manodidina ny Renivohitra avokoa ny ankamaroan’ireo trano ahina hirondana ka tsy maintsy narodana. Nahatratra ampolony maro ireo trano narodan’ny mpamonjy voina ny faran’ny herinandro teo…...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ampanefy : nanampy ireo traboina ny kaomandin’ny zandarimaria

Tonga nitsidika sy nanome fanampiana ireo traboina vokatry ny fandalovan’ny toetr’andro ratsy tao amin’ny kaominina Ampanefy, ny zoma teo, ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Rakoto François...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Aretina tsy fahita matetika : lafo sy sarotra ny fitsaboana ny « leucémie »

Mavesatra ny fitsaboana ny aretina « leucémie » sy ny « aplasie médullaire » mpitranga amin’ny ankizy, izay sokajin’aretina ambara fa tsy fahita loatra. Nijoro ny taona 2013 ny Association pour la...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fivorian’ny Tim teny Faravohitra : malalaka amin’ny fanaovana politika...

Ela ny ela, afa-manao politika an-kalalahana ny filoha teo aloha, Ravalomanana. Azon’ny rehetra tsidihina an-kalalahana koa… Nihaonana voalohany sy nifampiarahaba mivantana noho ny taona vaovao taminy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanarenana : amboarina ny fefilohan’i Soavina

Tsy an-kiandriandry. Raikitra avy hatrany ny asa manoloana ireo fahasimbana noho ny ranobe eny Soavina Atsimondrano. Efa an-dalana ny fanarenana sy fanamboarana ny lalana eny an-toerana amin’izao...

View Article

BFV-SG : nanampy ny traboina indray

Fanindroany ! Nanatitra fanampiana ho an’ireo traboina indray ny banky BFV-SG, ny zoma 27 febroary teo. Natolotra teny amin’ny foiben’ny Birao nasionaly mitantana ny loza voajanahary (BNGRC) ny trano...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiainana antoko : maka bahana ny HVM Antsiranana

Efa mivonona. Nanangom-bola tamin’ny alalan’ny lanonana natao tetsy Anosy ny HVM avy any Antsiranana, afakomaly alina. Nambaran’ny mpitarika fa natao hiomanana amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna ho avy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Maina ny andro : mitohy ny fanamboaran-dalana

Nohararaotina ! Na teo aza ny faran’ny herinandro, nahatsikaritra ny maro, ny asabotsy sy/na alahady teo, fa niasa hatrany ny mpanamboatra lalana eto an-dRenivohitra, nanerana ny faritra maro....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanaovana politika : mitana ny etika ny Leader Fanilo

Tsy mivadika. Nanamafy ny fitazonany ny etika politika efa novoizin’ny Leader Fanilo ireo tanora eo anivon’ity antoko ity. “Tsy tokony ho mpanohana be fahatany sy hanasohaso na koa ho mpanohitra be...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rajoelina Andry : « tsy fotoan’ny fitsikerana intsony izao »

Tsy afaka ny hangina manoloana ny tranga miseho eto amin’ny firenena na any ivelany aza. Naneho ny heviny tamin’ny alalan’ny tranokalam-pifandraisany ny filohan’ny Tetezamita, Rajoelina Andry ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiatrehana ny fifidianana : tafatsangana ny HVM Talatamaty

Mametraka ny fototra. Tafapetraka ny faran’ny herinandro teo ny birao vonjimaika hitantana ny HVM Talatamaty eny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Tafiditra amin’ny fiomanana amin’ny hiatrehana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

AmbondronA : nisy nivarotra 10.000 Ar ny tapakila

Tsy voasakana ny mpanao « bizina » tapakila tamin’ny fampisehoan’ny tarika AmbondronA, omaly tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, na teo aza ny fampitandreman’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra afrikanina : nihintsana avokoa ny Cnaps sy ny Elgeco Plus

Dingan’ny savaranonando ihany. Nifarana hatreo indray ny dian’ny ekipantsika eo amin’ny sehatra afrikanina, taranja baolina kitra, tamin’ireo lalao roa natao tetsy Mahamasina, afakomaly sy omaly....

View Article


Rugby – DHL Africa as One : niaiky ny fahaizan’ireo ankizy, i Ferreira

Anisan’ny fandaharam-potoanan’ny fikambanana, DHL Africa as One, ny fampitam-pahaizana sy fampianarana ireo katitakely malagasy, ny fototry ny filalaovana rugby. Ny asabotsy lasa teo, nanatanterahina...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Stan sy Nanah : nanolotra seho tsara, saingy …

Nampiavaka ireo lanonana ara-javakanto tamin’iny faran’ny herinandro iny ny fampisehoan’i Stan sy Nanah, tetsy amin’ny CC Esca etsy Antanimena omaly. Niavaka izy ity, satria sambany izy roa ireto no...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faran’ny herinandro an-tsary

Marobe ireo tonga nanoina ny antso ho fanohanana ny fiahiana ireo zaza madinika marefo eto an-dRenivohitra. Tsy inona akory izany fa tamin’ny alalan’ny fanotronana ny fampisehoan’i Nana Mouskouri, teny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Insécurité à Tana : elle atteint même les sinistrés

Des sinistrés hébergés à Tsaramasay, sur la route menant au village des jeux Ankorondrano, se désolent de l’insécurité qu’ils font face actuellement. En effet, selon leurs témoignages samedi dernier,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

RNS 2015 : la ville de Vichy accueillera la 40e édition

La Rencontre nationale sportive (RNS) 2015, un événement sportif et culturel organisé par la diaspora malgache, aura lieu cette année à Vichy en France les 4, 5 et 6 avril prochains, si elle s’était...

View Article
Browsing all 70299 articles
Browse latest View live