
Tsy mivadika. Nanamafy ny fitazonany ny etika politika efa novoizin’ny Leader Fanilo ireo tanora eo anivon’ity antoko ity. “Tsy tokony ho mpanohana be fahatany sy hanasohaso na koa ho mpanohitra be fahatany sy amboletra”, hoy ny mpitarika azy ireo tetsy Anosy, ny faran’ny herinandro teo. Nanteriny fa antony hijoroan’izy ireo izany sy handraisany anjara amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna. “Ho maro anisa ny kandidà tanora”, hoy ihany izy.
Synèse R.
Cet article Fanaovana politika : mitana ny etika ny Leader Fanilo est apparu en premier sur NewsMada.