Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70304

Fiainana antoko : maka bahana ny HVM Antsiranana

$
0
0
HVM

Efa mivonona. Nanangom-bola tamin’ny alalan’ny lanonana natao tetsy Anosy ny HVM avy any Antsiranana, afakomaly alina. Nambaran’ny mpitarika fa natao hiomanana amin’ny fifidianana ben’ny Tanàna ho avy izany hetsika nafanain’ny tarika Wawa izany.

   Anisan’ny niatrika sy nanome voninahitra ny lanonana ny minisitra mpiahy azy ireo,   Andriantiana Ulrich,  sy ny mpitarika ny fikambanana Zanaka avaratra, Papa Soulé.

Synèse R.

Cet article Fiainana antoko : maka bahana ny HVM Antsiranana est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70304

Trending Articles