Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70292 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kamiao nitera-doza teny Faravohitra : «Efa lany visite technique hatramin’ny...

Fantatra izao, araka ny fanazavana avy amina tompon’andraikitra iray misahana ny fizahana fiara, fa efa lany “visite technique” tamin’ny volana oktobra 2014 ilay kamiaobe nahavanon-doza teny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Resin-tory ny mpamily : nitsoraka tany anaty ala ilay taksiborosy

 Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray ny lalam-pirenena faharoa ny faran’ny herinandro teo. Taksiborosy iray avy any Ambatondrazaka no saika nivarina tany anaty hatsana…  Nieren-doza ireo mpandeha...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Trafikam-biby : «Hippocampes» 19.000 avy aty Madagasikara sarona tany Roissy

Karazam-biby an-dranomasina antsoina hoe « Hippocampes » no sarona tany amin’ny seranam-piaramanidin’i Roissy Paris, ny alakamisy lasa teo, araka ny fanambaran’ny mpiasan’ny ladoany any an-toerana,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tolo-tanana : nanampy ireo traboina, zandary

 Nandray anjara tamin’ny tolo-tanana ny eo anivon’ny fianakaviamben’ny zandarimariam-pirenena ho an’ireo traboina nandritra ny fandalovan’ny rivodoza Chedza sy Fundi. Omaly maraina, tonga nanatitra ny...

View Article

Fantina sy fintina

Hitohy anio ny dinika eo amin’ny FFKM sy ireo delegasion’ny filoha dimy. Anisan’ny hodinihina amin’ity fihaonana etsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ity ny daty, ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitorian’ny Mapar momba ny fanendrena PM :  » Sarotra ary mila fandinihana...

« Misy ny fotoana izay mahamety ny hamoahana izany, fa tsy azo hafainganina: zavatra sarotra ary mila fandinihana lalina. Izay no mahatonga ny hoe: aiza ianareo fa ohatra ny elabe? Tsy azo atao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Takaitran’ny Chedza – Toamasina : naneho fiaraha-miory ny olom-boafidy

 Naneho fiaraha-miory amin’ireo mpiray tanindrazana nitondra takaitra vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Chedza ireo olom-boafidy nahitana ireo depiote sy ben’ny Tanàna ao amin’ny faritra Alaotra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Praiminisitra Ravelonarivo : « Miainga amin’ny PND ny laharam-pahamehan’ny...

 Andrasana ny fandaharanasan’ny governemanta. Miainga amin’ny Drafi-pirenena momba ny fampandrosoana (PND) izany, araka ny fanazavan’ny Praiminisitra.    « Misy hatrany laharam-pahamehana… Tsy maintsy...

View Article


An-kitsim-po : mitaky tetikasa lavitra ezaka

 Tapaka na simba avokoa ny ankamaroan’ny lalana an-tanàn-dehibe sy ambanivohitra na amin’ireo lazaina lalam-pirenena. Fatiantoka tsy tambo isaina no vokatr’izany. Tsy vao izao akory fa isan-taona,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fandaharanasan’ny governemanta : hanolotra soso-kevitra ny depiote

« Rehefa vita ny famelabelaran’ny praiminisitra ny fandaharanasan’ny governemanta, misokatra ho an’ny solombavambahoaka ny fandraisam-pitenenana. Mino aho fa mety hisy ny soso-kevitra miainga avy...

View Article

Formaprod any Amoron’i Mania : mampiakatra ny fampidiram-bolan’ny tantsaha

Fandaharanasa mifantoka amin’ny fampiofanana sy fanohanana ny tanora tantsaha15 hatramin’ny 29 taona ny Formaprod. Any Amoron’i Mania, miampiata any amin’ny tantsaha ankapobeny ny traikefa, manaraka ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Banky iraisam-pirenena : 400.000 dolara hanaovana Himo

Tsy niandry ela ! Nanokana vola 400.000 dolara amerikanina ny Banky iraisam-pirenena (BM), hiantrehana ny vokatry ny rivodoza Chedza. Harotsaka avy hatrany ao amin’ny Tahiry ho an’ny fampandrosoana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiahiana ara-tsosialy : tokony ho fantratry ny rehetra

Nanatanteraka atrikasa tany amin’ny faritra Boeny ny Tahirim-bolam-pirenena misahana ny fiahina ara-tsosialy (Cnaps) ny faramparan’ny taona 2014 teo. Tanjona ny hampahafantarana bebe kokoa, ny lafiny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiarovana ny tontolo iainana : namboly zanakazo 10.000 ny BFV-SG

Very hatevina 5mm isan-taona ny tany azo jariana eto Madagasikara raha 1 sm isaky ny 100 taona ny tokony ho izy. Manoloana ireo, tsy ataon’ny banky BFV-SG ambanin-javatra ny lanjan’ny fiarovana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanamarihan’ny Tahirimbolam-panjakana : isaky ny ariary mivoaka, tokony ho...

 Mandeha araka ny tokony ho izy ve ny fitantanam-bolam-panjakana ? Singa vitsivitsy ihany efa mahavaly izany, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny tahirimbolam-panjakana, Robimanana Orlando....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famatsiam-bola avy any ivelany : nitrosa nanomboka tamin’ny Repoblika...

Trosa ! Raha tsara tantana ny trosa, ireny lazaina fa famatsiam-bola avy any ivelany ireny, misy vokany any amin’ny fiainam-bahoaka. Saingy izay marina ve ny zava-misy eto ? Nanomboka tamin’ny...

View Article

Mpampianatra Fram : votsotra ny tambin-karama nony afindra toerana

Velon-taraina ireo mpampianatra Fram tratran’ny famindran-toerana. Fitarainana tamina fitetezam-paritra nataona solombavambahoaka no nahafantarana fa tsy misy fanapahana akory mikasika ity famindrana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faritra Atsimo Andrefana : olona 5 maty vokatry ny fandalovan’i Fundi

Na tsy niditra an-tanety azy ny rivodoza Fundi, namela takaitra mavesatra. Ankoatra ny famoizana aina, betsaka ny zavatra simba sy ny tanimboly ravan’ny rano. Taorian’ny fijerena ifotony ny takaitra ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Dzama Mihisa 2015 » : nafana na nisy orana aza

Nanalefaka ny fitaintainan’ny mponina noho ny rano niakatra nateraky ny orana nijojo tao Toliara ny « Dzama Mihisa 2015 ». Hetsika maimaimpoana, nentina nampifaliana ny mponina, nandritra ny faran’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Avaradrano : nanampy ny traboina ny Cima sy Azoi

Tsy nitazam-pontsiny ! Nitsinjo manokana ny traboina tratry ny rivodoza Chedza ao amin’ny distrikan’Avaradrano ny fikambanan’ny Vovonana india-Madagasikara (Cima) sy ny Fifankatiavana zanatany...

View Article
Browsing all 70292 articles
Browse latest View live