Dette publique: les prévisions de la LFR
Le montant du service de la dette extérieure dans la Loi de finances rectificative (LFR) 2020 enregistre une hausse de 10,6%, soit 473,6 milliards d’ariary, par rapport à la Loi de finances initiale...
View ArticleMila mifampitandrina, mifampiaro, mifampiteny…
Amin’izao fialana miandalana amin’ny fihibohana ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana iadiana amin’ny fihanaky ny valanaretina covid-19 izao, misy na be ny efa faly volony ambony ihany. (Ho) vita...
View ArticleMiaka-midina ary tena mbola mampanahy: miisa sivy ireo lavon’ny covid-19 tao...
Miaka-midina ary tena mbola mampanahy, raha ny antontanisa. Miisa sivy ireo lavon’ny coronavirus tao anatin’ny 72 ora. Niakatra ny isan’ny tranga vaovao ka nampitandrina ny eo anivon’ny CCO, indrindra...
View ArticleFitsidihan’ny filoha Rajoelina tao Antsirabe: hahazo toeram-ponenana ireo...
Nitsidika ny tao Antsirabe ny filoha Rajoelina Andry, omaly. Nambarany fa maro ireo tetikasa fampandrosoana hatao any an-toerana. Anisan’ izany ny fananganana ny toeram-ponenana ho an’ny...
View Article« Fandresena 2020 » : namoaka andiany telo ny Acmil
Notanterahina, omaly teo amin’ny « Place d’arme » ny lanonana ara-miaramila « Fandresana 2020 » famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo mpianatra manamboninahitra ao amin’ny Akademia Miaramila...
View ArticleTselatra
Taorian’ny fakana an-keriny ilay zazavavikely varira, 12 taona, tao amin’ny fokontany Berary-Belalanda-Toliara II, mbola tsy nandrenesam-baovao ny momba azy. «Mbola ao anatin’ny fikarohana tanteraka...
View ArticleHalatra vy amin’ny pont « Bailey »: Kolonely sy mpamily iray naiditra am-ponja
Nidoboka am-ponja vonjimaika eny Antanimora ny manamboninahitra iray sy ny mpamily iray rehefa niatrika ny fampanoavana, afakomaly. Voarohirohy amin’ ny halatra vy amina «pont bailey» etsy amin’ny...
View ArticleAnkadinondry Sakay : fokontany 22 indray notetezin’ny dahalo notafihina
Mitaraina ny olona ! Mirongatra izaitsizy ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny kaominina Ankadinondry Sakay. Mitaintaina vokatr’izany ny mponina, indrindra ireo tantsaha. Lasan’ny dahalo avokoa ny...
View ArticleDRSP Vakinankaratra : mitetim-bidy 1 049 000 000 Ar ilay birao vaovaon’ny polisy
Trano lehibe misy efitra 31 ka ny 21 amin’ireo, birao fiasana miampy efitra lehibe iray fanaovana fivoriana, efitra fitanana olona, misy an’ny tsy ampy taona sy ny ampy taona. Izany ny trano vaovao...
View ArticleRanesa Firiana: “Mbola sarintsariny ny fifidianana sefo fokontany”
Nitondra ny heviny momba ny fitantanana eny ifotony ny mpahay lalàna, Ranesa Firiana. Nohitsiny fa tsy mbola araka ny tokony ho izy ny fifidianana ny sefo fokontany amin’izao fotoana izao. «Raha ny...
View ArticleFanamarinan’ny prefktiora: “Tsy nanaja ny fifanarahana ny MBS…”
Rafitra mpanamarina ny maha ara-dalàna ny fitantanana eny ifotony ny prefektiora. Tsy ara-dalàna ny fanapahana sy nandaniana “Déliberation consolidation”, momba ny tanin’ny kaominina (CUA) eny...
View ArticleFifanolanana momba ny lalàna : nirava maina ny fivorian’ny CMP
Tantara mitohy. «Tsy mbola nisy tapaka fa fandaminana ny itondrana ny adihevitra sy ny fomba fiasa aloha no natao… Ho tonga amin’ny marimaritra sa hisaraka tsy misy maratra ny roa tonta ?», hoy ny...
View ArticleFanemorana ny bakalorea: ny hevitry ny mpianatra sy ny mpampianatra
Mizara roa ny hevitry ny mpianatra mahakasika ny fanemorana ny fanadinana bakalorea sy ny fanafoanana ny adina ara-panatanjahantena. Amin’ny ankapobeny, nahafaly ny mpiadina ireo fanapahan-kevitra...
View ArticleHanomboka ny 19 hatramin’ny 23 oktobra: Nahemotra tapa-bolana ny...
Manana fotoana hiomanana ny mpiadina amin’ny bakalorea, amin’ity taona ity satria nahemotra tapa-bolana ny tetiandro ho fandaminana ny fandraisana ireo hiatrika izany. Nihemotra tapa-bolana amin’ny...
View ArticleAdy amin’ny covid-19 : mbola manao tohivakana ny fanampiana
Tamin’ity herinandro ity, mbola betsaka ireo malala-tanana nanolotra fanampiana hiadiana amin’ny valanaretina covid-19 . Omaly, nanolotra fitaovam-piarovana ho an’ireo mpiasan’ny fahasalamana sy...
View ArticleBEPC sy Bacc : nofoanana ny adina ara-panatanjahantena
Nofoanana ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny fanadinam-panjakana roa, ny BEPC sy ny bakalorea, amin’ ity taona ity, araka ny fanambaran’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny filazana...
View ArticleMpanjono madinika : loza dimy hatramin’ny 10 isan-taona eny an-dranomasina
Natolotry ny fitantanana ny jono ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana ary ny jono (Maep) ny Antokon-draharaha mitantana ny seranan-tsambo sy ny zotra an-dranomamy sy an-dranomasina...
View Article« Mentalisme » – Koukoumi: “Tsy manohintohina ny finoana kristianina ny mazia”
Manana izay heveriny momba ny mpanao mazia sy ny mazia ny tsirairay. Ny fahalalan-javatra rahateo samihafa. Milaza ny heviny kosa i Koukoumi, iray amin’ireo tanora miangaly ity zavakanto mitaky...
View ArticleFitantanana ny kitra : naaton’ny Fifa ny fifidianana ny federasiona Ivorianina
24 ora taorian’ny nandavana ny filatsahan-kofidin’i Didier Drogba, tsy ho anisan’ireo mpifaninana amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona baolina kitra Ivoarianina (FIF), namoaka didy ny...
View Article