Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70721 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ho fanamarihana ny faha-10 taona : hanatanteraka fifaninanana ny «...

Iray amin’ireo hetsika kolontsaina sy zavakanto iraisam-pirenena fanao eto an­dRenivohitra anisan’ny be mpankafy tokoa ny « Jazz@­To­­hatohabato ». Seho an-tsehatra, fifanakalozana, atrikasa, sns,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kitra – «Ligue «A» des nations 2020/2021» : hiray vondrona i Frantsa sy i...

Tontosa, omaly, tany Soisa ny antsapaka amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue «A» des nations», ho an’ny taona 2020/2021, taranja baolina kitra. Hiray vondrona indray ao amin’ny sokajy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rakotomaharo Fy : nahazo tombony ny mpanao “échecs” nandritra ny fihibohana 

Tsy mitovy  tahaka ny mpanao fanatanjahantena hafa ny  fanaovana “échecs” tamin’ity  fihibohana ity, hoy ny nambaran’i Fy, “Maitre Inter­national” malagasy, eo amin’ny lalaon-tsaina “échecs”,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famatsiana herinaratra: laharana faha-184 amina firenena 190 i Madagasikara

Maivana ny famatsiana herinaratra eto Madagasikara, eo amin’ny 16 % izao ny mponina mahazo izany manerana ny Nosy. Vahaolana iray ny firosoana tsikelikely amin’ny angovo azo havaozina, ahazoan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sambava : Ala 0,8 ha notevena tsy ara-dalàna

Nanao fisafoana ny fari-piadidian’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy (Dredd) Sava sy ny ao Sam­bava, ny 11 hatramin’ny 17 aogositra teo. Mirefy 0,8 ha ny tevy ala hita tany amin’ny ala...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ligue 2 française: Paris FC de Bôlida déroule

La nouvelle saison du Paris FC démarre sur les chapeaux de roues ! Après deux journées de compétition, Lalaina Nomenjanahary (Bôlida) et sa bande demeurent invincibles. Samedi, ils ont enregistré leur...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Label Horeb : Etablir la confiance entre producteurs et exportateurs

De plus en plus d’opérateurs malagasy adhèrent aujourd’hui au label Horeb (Hygiène, organisation et restauration de l’environnement et de la biodiversité) afin de favoriser les exportations des...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Education numérique : la connectivité des écoles dans 35 pays bientôt...

Donner plus d’opportunités d’accès à l’apprentissage numérique. Dans cette op­tique, Ericsson et l’Unicef lancent un partenariat mondial pour cartographier la connectivité internet des écoles. Ce...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vols domestiques: rappel sanitaire avant le redécollage

Les vols domestiques à Madagascar reprendront officiellement à partir de demain. La compagnie Tsaradia met ainsi l’accent sur les mesures sanitaires instaurées par les autorités étatiques afin de...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ravinala Airports: des équipements médicaux remis à l’hôpital de Nosy Be

L’équipe de Ravinala Air­ports a remis officiellement des dons d’équipements médicaux au personnel de la santé de l’île de Nosy Be, après la cérémonie officielle organisée la veille à l’aéroport...

View Article

Sabotsy Namehana: tratra ilay lehilahy nanolana vehivavy very saina

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisara foibe Avaradrano ilay lehilahy mpiandry vavahadin’ny lapan’ny Fitsarana Anosy, voarohirohy ho tompon’antoka tamina fanolanana vehivavy iray somary very...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

RN5 – Vao nisokatra ny lalana: nandriaka ny ra, olona roa matin’ny...

Ra nandriaka sahady no nitsena ny fisokafan’ny lalam-pirenena fahadimy (RN5) mihazo ny faritra Analanjirofo, teo amin’ny PK4 hivoaka ny tanànan’i Toamasina, ny asabotsy hariva tamin’ny 6 ora sy 45 mn....

View Article

Fanafihan-dahalo: lehilahy roa voakapa famaky, vola 260 000Ar voaroba

 Lasibatry ny asan-dahalo ny tokantranona tantsaha iray ao amin’ny fokontany Ambohimanarivo, kaominina ambanivohitra Ambalavero-Manakara. Vokany, raim-pianakaviana iray 73 taona sy lehilahy iray sahabo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Haintrano nampianjera «parpaings»: olona telo indray namoy ny ainy

Trano lehibe roa ka ny iray, an-dalam-panorenana, ireto nirehitra, tao Ambolomadinika Toamasina, ny asabotsy teo, ireto. Olona telo indray namoy ny ainy vokatr’izany. Samy nianjeran’ny “parpaings”...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sisan’aretina… tsy ho takaitra raiki-tampisaka   

Hifarana ato ho ato amin’izay ny ady mivantana amin’ny fihanaky ny valanaretina Covid-19? Antenaina izay, andrasana. Nefa miankina amin’ny ataon’ny tsirairay miaraka amin’ny rehetra ihany. Ny...

View Article


Fanampiana ireo tsy manana asa: hanome tany 10 ha miaraka amin’ny trano ny...

Nitohy ny asabotsy teo ny fitsidihan’ny filoha Rajoelina Andry ny ao Antsirabe. Nitodika amin’ireo tsy manana asa na te hiova asa ary vonona amin’izany ny filoha amin’ny fanombohana ao Antsirabe sy ny...

View Article

Nandavo olona efatra ny : Covid-19 tao anatin’ny 48 ora

Nampitandrina sy niantso fahamailoana ny CCO. Telo ireo lavon’ny Coronavirus ny asabotsy teo. Avy eto Analamanga sy av any Matsiatra Ambony ary avy any Diana izany. Mbola niampy iray indray, avy any...

View Article


Zon’olombelona – Fiarahamonim-pirenena: mangata-panazavana momba ny...

“Manaitra ny manampahefana sy ny mana-mahefa isan-tokony hanome fanazavana misimisy kokoa sy handray fepetra tamin’ny tandrevaka sy ny fanamparana diso tafahoatra hery izahay.” Io ny fanambaran’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andiany fahenina: 49 indray ireo Malagasy tafaverina an-tanindrazana

Mitohy ny fampodiana ireo Malagasy nila ravinahitra tany ivelany. Mandalo fitiliana ara-pahasalamana avokoa izy vao afaka mamonjy ny fianakaviany. Andiany fahenina ireto tonga tamin’ny asabotsy ireto....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kaompania Tsaradia: hamafisina ny fepetra ara-pahasalamana

Misokatra tsikelikely ny zotra an’habakabaka anatiny, sahanin’ny kaompania Tsaradia. Hamafisina ny fepetra ara-pahasalamana eny amin’ny fandraisana ny mpandeha sy ny ao anaty fiaramanidina, hisorohana...

View Article
Browsing all 70721 articles
Browse latest View live