![]()
Tsy mitovy tahaka ny mpanao fanatanjahantena hafa ny fanaovana “échecs” tamin’ity fihibohana ity, hoy ny nambaran’i Fy, “Maitre International” malagasy, eo amin’ny lalaon-tsaina “échecs”, mipetraka any Frantsa. Amin’ny solosaina mantsy ny kotrana fa ny lalao mivantana iraisam-pirenena no hitovizana amin’ny taranja hafa, nofoanana daholo. Na izany aza anefa, azo atao tsara ny lalao hampitain-davitra na […]