![]()
Tontosa, omaly, tany Soisa ny antsapaka amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa «Ligue «A» des nations», ho an’ny taona 2020/2021, taranja baolina kitra. Hiray vondrona indray ao amin’ny sokajy fahatelo i Frantsa tompondaka eran-tany 2018 sy i Portugal, tompondakan’i Eoropa 2016. Raha tsiahivina, resin-dry zareo Portiogey, teo amin’ny famaranana ny Frantsay tamin’ity fifaninanana eoropeanina ity […]