Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Fanafihan-dahalo: lehilahy roa voakapa famaky, vola 260 000Ar voaroba

$
0
0
 Lasibatry ny asan-dahalo ny tokantranona tantsaha iray ao amin’ny fokontany Ambohimanarivo, kaominina ambanivohitra Ambalavero-Manakara. Vokany, raim-pianakaviana iray 73 taona sy lehilahy iray sahabo ho 35 taona voafira famaky ka maty tsy tra-drano. Niditra tao an-trano ireojiolahy miisa sivy nirongo zava-maranitra, tokony ho tamin’ny 9 ora alina ary nandrahona ireo tompon-trano. Tafatsoaka anefa ny zanaka vavin’ilay […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles