![]()
Misokatra tsikelikely ny zotra an’habakabaka anatiny, sahanin’ny kaompania Tsaradia. Hamafisina ny fepetra ara-pahasalamana eny amin’ny fandraisana ny mpandeha sy ny ao anaty fiaramanidina, hisorohana ny fiparitahan’ny aretina Covid-19. Tanjona ny hiantohana ny dian’ny mpandeha azo antoka sy am-pahatoniana. Araka izany, tsy maintsy arahin’ny rehetra amin’ny antsipiriany ny fepetra manokana napetraka isaky ny zotra. Toy ny […]