Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Andiany fahenina: 49 indray ireo Malagasy tafaverina an-tanindrazana

$
0
0
Mitohy ny fampodiana ireo Malagasy nila ravinahitra tany ivelany. Mandalo fitiliana ara-pahasalamana avokoa izy vao afaka mamonjy ny fianakaviany. Andiany fahenina ireto tonga tamin’ny asabotsy ireto. Teratany malagasy 49 indray ny tonga eto Madagasikara ny asabotsy teo. Tsy maintsy mihiboka mandritra ny efatra andro izy ireo hanaraha-maso ny fivoaran’ny fahasalamany. Tsy maintsy manao fitiliana PCR […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles