Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Zon’olombelona – Fiarahamonim-pirenena: mangata-panazavana momba ny ”RaharahaFarafangana”

$
0
0
“Manaitra ny manampahefana sy ny mana-mahefa isan-tokony hanome fanazavana misimisy kokoa sy handray fepetra tamin’ny tandrevaka sy ny fanamparana diso tafahoatra hery izahay.” Io ny fanambaran’ny firaisamonina sivily any Farafangana, manoloana ny fandosiran’ny voafonja narahina fitifirana ka nisian’ny maty sy ny naratra. Manao sonia izany ny ONG Fiantso, ny Aumônerie catholique de prison, ny vovonan’ny firaisamonina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70745

Trending Articles