Nampitandrina sy niantso fahamailoana ny CCO. Telo ireo lavon’ny Coronavirus ny asabotsy teo. Avy eto Analamanga sy av any Matsiatra Ambony ary avy any Diana izany. Mbola niampy iray indray, avy any Diana, izany omaly. Efatra izany ireo nodimandry tao anatin’ny roa andro ka efa hananika ny 200, tafakatra 191 izany izao ireo matin’ity valanaretina […]
↧