Mitondra fanamarinana: afaka manao CEPE any amin’izay faritra mahatavela azy...
Nampahafantatra ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena fa manome alalana manokana ireo fiadidiam-pampianarana (Cisco) handray ireo mpianatra voatazona ivelan’ny fari-piadidiam-pampianarana misy azy...
View ArticleJapana-Madagasikara: hiara-hiasa amin’ny fikarohana ho an’ny siansa
Nidinika ny fanatsarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fanjakana japoney ny masoivohony miasa eto amintsika, i Higuchi Yoshihiro, sy ny minisitry ny Fampianarana...
View ArticleFanorenan-trano: ireo tsy matihanina no zakan’ny fahefa-mividin’ny maro
Vitsy ny fanorenana matihanina eto Madagasikara, araka ny fanadihadiana nataon’ny mpisehatra amin’ny fanaovan-trano iray (agence immobilière). Ny ankamaroan’ny mponina, mifampiraharaha amina «...
View ArticleTobin-drano: raisin’ny Jirama ny fanamboarana eny Amoronankona
Tsy nety vitan’ilay orinasa tsy miankina ny asa! Misy toby famokarana rano vaovao aorina eny Amoronakona, nankinina tamin’ny orinasa tsy miankina, hiantoka ny famatsian-drano any amin’ny tapany...
View ArticleKitra – fifaninana afrikanina: nahemotra ny fisoratana anarana
Noho ny zava-misy iainan’ny fanatanjahantena afrikanina, indrindra ny baolina kitra, nanapa-kevitra ny kaonfederasiona afrikanina (Caf) fa hahemotra ny farafisoratana anarana ho an’ireo fifaninanana ho...
View ArticleKiady photography: “Mametraka ny maha izy anao ny fakana sary sy video”
Kiady Rajaonera na fantatry ny maro amin’ny hoe “Kiady Photography”, eo amin’ny tontolon’ny fakana sary sy video amina lanonana samihafa, efa ela niseharana amin’izany rahateo ny lehilahy. “Asa...
View ArticleBasikety: teknisianina 15 niatrika ny fiofanana “Clinique Wheelchair Basket”
Tontosa soa aman-tsara, teny amin’ny foiben’ny FMBB 67 ha, ny faran’ny herinandro teo, ilay fiofanana “Clinique Wheelchair Basket”, fiaraha-miasa eo amin’ny federasiona iraisam-pirenena ny basikety sy...
View ArticleFanabeazana sy kolontsaina: vitsy ireo tetikasa ahitam-bokatra tsara
Anisan’ny firenena maro tetikasa indrindra i Madagasikara aty amin’ny kaontinantan’i Afrika. Tafiditra ao anatin’izany ny tontolon’ny fampandrosoana ny maha olona sy ny fanabeazana. Hatreto anefa, tsy...
View ArticleTsy fahasalamana: nisaotra ny mpitsabo Ra-Joce, mpandrindra ny Cosfa
Narary ary niditra hopitaly tetsy amin’ny hopitaly Befelatanana, avy eo, nifindra teny amin’ny HJRA Ampefiloha, vokatry ny “hemoragie digestive active de quantité” Ralambo Jocelyn (Ra-Joce),...
View ArticleVitsy ireo namaly ny antso: mbola tsy resy lahatra amin’ny kolontsainy ny...
Saika nampiditra ny mpianatra taloha sy niantso ireo vaovao ny ankamaroan’ireo toeram-pampianarana kolontsaina sy zavakanto malagasy eto an-dRenivohitra sy ny manodidina, ny faran’ny herinandro teo....
View ArticleHaintrano nampianjera “parpaings”: Olona telo indray namoy ny ainy
Haintrano nampianjera “parpaings”: Olona telo indray namoy ny ainy
View ArticleProlongation du mandat présidentiel: Scénario impossible dixit Lalatiana...
Prolongation du mandat présidentiel: Scénario impossible dixit Lalatiana Rakotondrazafy
View ArticleMajor Soccer League: Minnesota de Romain Métanire à la peine
Minessota United où évolue l’international malagasy Romain Métanire perd du terrain dans la course au sacre au Major Soccer League. La bande à Métanire marque le pas ! Depuis le retour du championnat...
View ArticleJupiler Pro League: Marco et les Carolos inarrêtables
Cinq victoires en autant de rencontres pour les Carolos au championnat belge ou Jupiler Pro League ! Le SC Charleroi de Marco Ilaimaharitra maintient son invincibilité en muselant Antwerp dimanche,...
View ArticleRiposte à la crise: miser sur la filière or
La pandémie de Covid-19 n’a pas manqué de bouleverser le marché de l’or jusqu’au point de faire grimper les cours malgré une diminution de la demande. Ces deux derniers mois, le prix de l’once a...
View ArticleSecteur tourisme: un coup de pouce aux opérateurs investisseurs
Beaucoup d’entreprises peinent à résister à la crise sanitaire. Le secteur privé dans son ensemble réclame des allègements fiscaux, que ce soit dans l’exercice des activités ou dans la facilitation des...
View ArticleMarée noire à Maurice: accélérer l’évaluation des dommages
Vu que la récente marée noire au large des côtes de l’île Maurice continue d’avoir un impact sur les eaux et les écosystèmes, le WWF demande au gouvernement mauricien et à la communauté internationale...
View ArticleNanolana ankizikely valo taona: roa lahy nidoboka am-ponja ao Ambalatavoahangy
Fanolanana ankizikely tsy ampy taona, vao valo taona monja, niseho tao amin’ny fokontany Ambolomadinika Toamasina no vesatra anenjehana ireto roa lahy tratra ireto, saingy tsy niaraka fa fotoana samy...
View ArticleLehilahy handeha hiasa : maty voafaokan’ny kamiao nandalo
Nandriaka ny ra teny amin’ny araben’i Namontana, omaly antoandro tokony ho tamin’ny 11 ora. Maty tsy tra-drano voafaokan’ny kamiaobe iray ny lehilahy iray sahabo ho 40 taona. Saika hamonjy ny...
View ArticleSakafia – Amboasary Atsimo: avotry ny miaramila ny ankizilahikely nataon’ny...
Nitrangana asan-dahalo mahery vaika tao amin’ny fokontany Sakafia, kaominina ambanivohitr’i Marotsiraka, distrikan’Amboasary Atsimo, afakomaly. Tsy vitan’izay fa mbola naka an-keriny zazalahikely iray...
View Article