Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Fanorenan-trano: ireo tsy matihanina no zakan’ny fahefa-mividin’ny maro

$
0
0
Vitsy ny fanorenana matihanina eto Madagasikara, araka ny fanadihadiana nataon’ny mpisehatra amin’ny fanaovan-trano iray (agence immobilière). Ny ankamaroan’ny mponina, mifampiraharaha amina « mpiantoka », manana fahalalana amin’ny fanaovan-trano.  Mora tsena amin’ny fanorenan-trano ireo « mpiantoka » tsy matihanina, zakan’ny fahefa-mividin’ny maro. Misy amin’ireo « mpiantoka » ireo ny tsy manana fahaizana manokana momba ny fanorenana fa fahazarana fotsiny. Manana ekipa mpanorina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles