Tsy nety vitan’ilay orinasa tsy miankina ny asa! Misy toby famokarana rano vaovao aorina eny Amoronakona, nankinina tamin’ny orinasa tsy miankina, hiantoka ny famatsian-drano any amin’ny tapany atsinanan’Antananarivo. Tokony ho vita tamin’ny taona 2019 ny asa, saingy tsy nety tanteraka satria nisy rano mivoaka foana, satria tsy tomombana ny nataon’ilay orinasa. Manoloana izany, nanapa-kevitra ny […]
↧