![]()
Noho ny zava-misy iainan’ny fanatanjahantena afrikanina, indrindra ny baolina kitra, nanapa-kevitra ny kaonfederasiona afrikanina (Caf) fa hahemotra ny farafisoratana anarana ho an’ireo fifaninanana ho an’ny klioba. Tokony ho omaly alahady 30 aogositra ny daty farany nandefasana ny anaran’ireo ekipa roa, isaky ny firenena avy, hiatrika ny fifaninanana afrikanina amin’ny baolina kitra, hiatrika ny fiadiana ny […]