Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70834

Kiady photography: “Mametraka ny maha izy anao ny fakana sary sy video”

$
0
0
  Kiady Rajaonera na fantatry ny maro amin’ny hoe “Kiady Photography”, eo amin’ny tontolon’ny fakana sary sy video amina lanonana samihafa, efa ela niseharana amin’izany rahateo ny lehilahy. “Asa sarotra, tsy araka ny iheveran’ny maro azy, ny fakana sary sy ny fandrindrana horonantsary “video”… Mila fitandremana sy fifantohan-tsaina fatratra mba hiavahana amin’ny olon-kafa satria izay […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70834

Latest Images

Trending Articles