Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

Basikety: teknisianina 15 niatrika ny fiofanana “Clinique Wheelchair Basket”

$
0
0
Tontosa soa aman-tsara, teny amin’ny foiben’ny FMBB 67 ha, ny faran’ny herinandro teo, ilay fiofanana “Clinique Wheelchair Basket”, fiaraha-miasa eo amin’ny federasiona iraisam-pirenena ny basikety sy ny federasiona iraisam-pirenena ny handisport. Teknisianina malagasy niisa 15 ny nisitraka ity fiofanana ity raha ny fantatra ary nisy ireo avy amin’ny federasiona malagasy ny basikety, miara-mifarimbona amin’ny federasiona […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70828

Latest Images

Trending Articles