Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70773

Fanabeazana sy kolontsaina: vitsy ireo tetikasa ahitam-bokatra tsara

$
0
0
Anisan’ny firenena maro tetikasa indrindra i Madagasikara aty amin’ny kaontinantan’i Afrika. Tafiditra ao anatin’izany ny tontolon’ny fampandrosoana ny maha olona sy ny fanabeazana. Hatreto anefa, tsy mbola hita misongadina ihany ny vokatra tsara avy amin’ireny tetikasa ireny. Tafahitsoka ao anatin’ny fahantrana hatrany ny Malagasy. Anisan’ny antony miteraka izany, raha ny fandinihan’ny mpandalina sy ny mpahay […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70773

Trending Articles