Narary ary niditra hopitaly tetsy amin’ny hopitaly Befelatanana, avy eo, nifindra teny amin’ny HJRA Ampefiloha, vokatry ny “hemoragie digestive active de quantité” Ralambo Jocelyn (Ra-Joce), mpandrindra ankapoben’ny klioba Cosfa, taranja baolina kitra, ny talata 18 aogositra lasa teo. Noho ny fitahian’Andriamanitra, sitrana soa aman-tsara izy ary efa nivoaka ny hopitaly ka ao anatin’ny fialan-tsasatra tanteraka […]
↧