Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Japana-Madagasikara: hiara-hiasa amin’ny fikarohana ho an’ny siansa

$
0
0
Nidinika ny fanatsarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fanjakana japoney ny masoivohony miasa eto amintsika, i Higuchi Yoshihiro, sy ny minisitry ny Fampianarana ambony ary ny fikarohana ara-tsiansa, i Assoumacou Béatrice, ny faran’ny herinandro teo teny Fiadanana. Misy ifandraisany ny zava-misy momba ny valanaretina Covid-19 sy ny fikarohana ka liana amin’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles