Nitrangana asan-dahalo mahery vaika tao amin’ny fokontany Sakafia, kaominina ambanivohitr’i Marotsiraka, distrikan’Amboasary Atsimo, afakomaly. Tsy vitan’izay fa mbola naka an-keriny zazalahikely iray 13 taona antsoina hoe Mahandry hatao takalonaina ireto malaso ireto. Nahazo antso ireo miaramila mpampandry tany “Zone rurale prioritaire de sécurité” Alpha 1 taorian’izay ka nanao avy hatrany ny fanarahan-dia. Nisy ny fiambenana […]
↧