Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing all 70758 articles
Browse latest View live

Raikitra ny sakoroka tao Morondava: «Tsy matin’ny Covid-19 ny havanay…», hoy...

Nipoaka ny baomba mandatsa-dranomaso tao an-drenivohitr’i Morondava, omaly maraina tokony ho tamin’ny 11 ora. Tsy nanaiky ny filazana ny mponina fa matin’ny valanaretina Covid-19 ny havany. Araka ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nandriaka ny ra teny Ambanilalana Itaosy: lehilahy maty novelesin’ny...

Tsy vitan’ny voaroba sy voaendaka fa tena nalatsaka aina mihitsy ity lehilahy iray, sendra ny mpanendaka teny Ambanilalana Itaosy, omaly maraina, ity. Teo amin’ny lohany no novelesin’ny jiolahy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fahasalamana sy ny fitadiavana… tsy mifamono

Ho vita eo amin’izay, ny amin’izao aloha, ny ady mivantana amin’ny fihanaky ny valanaretina Covid-19? Volana vaovao idirana amin’ny hafanana izao. Tsy mitsaha-mitombo ny marary sitrana hoe tsy mamindra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Zo mahafantatra ny rahaharam-panjakana: tontosa ary nampahafantarina ilay...

Hanala ny elanelana misy eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka… Ampahany fotsiny io, amin’ny maha zava-dehibe ny zo mahafantatra ny raharaham-panjakana. Nampahafantarina ampahibemaso, omaly, ilay...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Iray lavon’ny covid-19: miisa 20 ireo tranga vaovao

Niampy iray indray ny matin’ny Covid-19 ka avy any Diana izy io. Tafakatra 192 izany izao ireo lavon’ny valanaretina. Nidina hatrany kosa ny isan’ireo nifindran’ny valanaretina. Miisa 20 izany ka miisa...

View Article


Fivorian’ny Vaomiera iombonana (CMP): nikatso ny dinika, nivoaka ny lapa ireo...

Any amin’ny governemanta ny baolina… Nitohy tetsy amin’ny Antenimierandoholona Anosikely, omaly, ny diniky ny Vaomiera iraisana (CMP), eo amin’ny parlemanta roa tonta. Nitondra ny heviny tamin’izany...

View Article

Lalam-pirenena RN 5: mbola ho ela vao ho vita

Raha tsy misy ny fiovana, ho avy any Fenoarivo Atsinanana ny filoha Rajoelina amin’ny alakamisy ho avy izao. Mikoropaka ireo mpanamboatra ny lalam-pirenena RN 5, manoloana izany, ary ho hitan’ny filoha...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antananarivo sy Antsiranana: 226 936 ny mpiadina hiatrika CEPE anio  

Tonga ny fotoana hiatrehan’ny mpiadina ny fanadinana CEPE eto Antananarivo sy Antsiranana. Efa nijery ny efitrano avokoa ny mpiadina, omaly, tsy hanano sarotra intsony ny fitadiavana anio. 521 879 ny...

View Article


  Ela ny ela: hatao rarivato ny lalana Ambodivona

  Anisan’ny lalana tena simba nefa be mpampiasa ny lalana etsy Ambodivona, manomboka eo amin’ny toby Galana Ambodivona hatreny amin’ny toby Total Manjakaray. Harenina ity lalana mirefy 700 metatra ity...

View Article


Aorian’ny Covid-19: mampanahy ny tsy fanjarian-tsakafo ho an’ny ankizy

Raha ny vinavinan’ny Unicef, tandindonin-doza amin’ny tsy fanjarian-tsakafo nateraky ny valanaretina Covid-19 iny i Madagasika toy ireo firenena maro an-dalam-pandrosoana. Raha tsy misy fepetra raisina...

View Article

Vaovao tambatra

Ambany dia ambany ny seha-pihariana fambolena sy fiompiana, raha jerena ny taha nahazo fampindramam-bola Miarina. 0,36 % monja hatramin’izao ny amin’ny fambolena amina tetibola 15 miliara ariary efa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hosodoko – Randriamaherison Fitiavana: “Mampitombo talenta ny fifampikasohana”

Ny talenta, hono, fahasoavana… Ny fahasoavana, tokony hitombo… Tsy mifanalavitra amin’izay ny zava-boalazan-dRandriamaherison Fitiavana, mpanao hosodoko. Mety ho fifamenoana aza angamba…...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vokatry ny hairaha sy haikanto: mihamanan-danja ny kalon’ny fahiny

Anisan’ny nahavariana ny nahita ny valin’ny fanadihadiana nataon’ny Foibe fikarohana sy ny fampianarana mozika Valiha Académie ny faran’ny herinandro teo. « Mihamanan-danja ny kalon’ny fahiny raha ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsipy kanetibe – « Mondial La Marseillaise »: nivadika ho rombo ny lalaon’i...

Ratsy fanombohana ny andiany faha-59, amin’ny «Mondial La Marseillaise», taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana tanterahina ao amin’ny Parc Borely, Marseille, nanomboka ny alahady 30 aogositra lasa teo....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Judo-FIJ: hatao amin’ny oktobra ny “Grand slam de Budapest”

Nanao fanambarana, ny herinandro lasa teo, ny federasiona iraisam-pirenena ny taranja judo (FIJ). Voalaza nandritra izany fa hiverina amin’ny laoniny ny fifaninanana eo anivon’ny FIJ. Araka izany,...

View Article


Espoirs sportifs de Tuléar: hanangana kliobana volley ao Toliara

Ankoatra ny fananganana sy ny fanavaozana kianja, hiditra amin’ny fananganana klioba indray ny fikambanana Espoirs sportifs de Tuléar. Araka ny fanazavana nentin’ny filohan’ny fikambanana, i Vital...

View Article

FAKAFAKA: mibaribary ny maha boribory ilay fahalalana!

Hatreto, mbola mibahan-toerana eo amin’ny fiainan’ny Malagasy ny tsy fahalalana ny kolontsainy. Na mety ho mahalala ihany fa ampahany kely dia kely sy manjavozavo. Tsy ny kolontsainy ihany no tsy hainy...

View Article


Produits agricoles : l’Etat poursuit la collecte et l’achat

Le président Andry Rajoelina avait fait part du projet de l’Etat d’acheter auprès des exploitants agricoles leurs produits au prix du marché. Chose promise, chose due. La collecte et l’achat des...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Irrégularités fiscales : le local de la société AAA Andranomanelatra fermé

Les agents de la direction régionale des impôts à Antsirabe ont procédé hier au scellage des locaux de la société AAA à Andranomanelatra Antsirabe. Cela intervient après la fermeture du magasin Magro à...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ahazoany hatramin’ny 10 tapitrisa Ar: sarona ilay ramatoa manakarama...

Noraisim-potsiny! Saron’ny polisy avy ao amin’ny Service des enquêtes spécialisées, teny Ilafy, afakomaly, ny ramatoa iray vao 25 taona, voarohirohy ho manakarama vehivavy maromaro hivaro-tena ao anaty...

View Article
Browsing all 70758 articles
Browse latest View live