Hatreto, mbola mibahan-toerana eo amin’ny fiainan’ny Malagasy ny tsy fahalalana ny kolontsainy. Na mety ho mahalala ihany fa ampahany kely dia kely sy manjavozavo. Tsy ny kolontsainy ihany no tsy hainy fa na i Madagasikara tanindrazany aza, toa tsy fantany akory ny momba azy. Ny vahiny indray aza no tazana ho mahalala bebe kokoa momba […]
↧