Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Espoirs sportifs de Tuléar: hanangana kliobana volley ao Toliara

$
0
0
Ankoatra ny fananganana sy ny fanavaozana kianja, hiditra amin’ny fananganana klioba indray ny fikambanana Espoirs sportifs de Tuléar. Araka ny fanazavana nentin’ny filohan’ny fikambanana, i Vital Serge, ho tafatsangana amin’ny volana septambra na oktobra izao ny klioba Volley ball Est ao Toliara. Efa eo an-dalam-panangonana ny taratasy sy ny “conformité” ilaina amin’ny fananganana ity klioba […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Trending Articles