Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Judo-FIJ: hatao amin’ny oktobra ny “Grand slam de Budapest”

$
0
0
Nanao fanambarana, ny herinandro lasa teo, ny federasiona iraisam-pirenena ny taranja judo (FIJ). Voalaza nandritra izany fa hiverina amin’ny laoniny ny fifaninanana eo anivon’ny FIJ. Araka izany, nivoaka ny daty vaovao ka tapaka fa hatao ny faran’ny volana oktobra izao ny “Grand slam de Budapest”, tsy tontosa tamin’ny fotoana tokony ho nanaovana azy. Ny 1 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70768

Trending Articles