![]()
Ratsy fanombohana ny andiany faha-59, amin’ny «Mondial La Marseillaise», taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana tanterahina ao amin’ny Parc Borely, Marseille, nanomboka ny alahady 30 aogositra lasa teo. Niafara tamin’ny gidragidra sy rombo mantsy ny lalaon’i Belzika sy ny ekipan’i La Marseillaise, teo amin’io andro voalohany io. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa mazava, 13 no ho 1, […]