![]()
Noraisim-potsiny! Saron’ny polisy avy ao amin’ny Service des enquêtes spécialisées, teny Ilafy, afakomaly, ny ramatoa iray vao 25 taona, voarohirohy ho manakarama vehivavy maromaro hivaro-tena ao anaty “internet”. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy tao anaty « facebook » no nahitan’ireo vehivavy hiasa ao aminy ireo. Manana tranonkalam-pifandraisana (site web) hifandraisany amin’ireo vazaha ilay ramatoa ka ao izy […]