Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

20 isan-kerinandro ny fitarainana: mirongatra ny halatra moto  ao Toamasina  

$
0
0
  Mahazo vahana ny fandrobana olona mitondra moto, marika “Cygnus” ao Toamasina, araka ny fanadihadiana natao teny anivon’ny polisim-pirenena. Mahatratra hatramin’ny 20 isan-kerinandro ny olona mametraka fitarainana momba ny fahaverezana moto “Signus”. Isan’izany ilay patiraona omby tao Analankininina Hopitalibe Toamasina. Ny 10 isan-jaton’ny fahaverezana moto ihany no marika Jop Pro sy Jog 100. Ny 27 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Trending Articles