Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Aorian’ny Covid-19: mampanahy ny tsy fanjarian-tsakafo ho an’ny ankizy

$
0
0
Raha ny vinavinan’ny Unicef, tandindonin-doza amin’ny tsy fanjarian-tsakafo nateraky ny valanaretina Covid-19 iny i Madagasika toy ireo firenena maro an-dalam-pandrosoana. Raha tsy misy fepetra raisina haingana, mety ho tratran’ny fahamehana sakafo isika amin’ny volana ho avy. Manodidina ny 42% ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mahery vaika eto amintsika raha ny tombana talohan’ireny valanaretina ireny. Mahatratra 1,9 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70783

Trending Articles