![]()
Ho vita eo amin’izay, ny amin’izao aloha, ny ady mivantana amin’ny fihanaky ny valanaretina Covid-19? Volana vaovao idirana amin’ny hafanana izao. Tsy mitsaha-mitombo ny marary sitrana hoe tsy mamindra intsony, mihena manaraka izany ny tranga vaovao amin’ny ny fitondrana ny tsimokaretina Cononavirus amin’izao. Na izany aza, tohizina sy tandremana hatrany ny fanajana ireo fepetra ara-pahasalamana. […]