Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Nandriaka ny ra teny Ambanilalana Itaosy: lehilahy maty novelesin’ny mpanendaka tamin’ny vy maranitra

$
0
0
Tsy vitan’ny voaroba sy voaendaka fa tena nalatsaka aina mihitsy ity lehilahy iray, sendra ny mpanendaka teny Ambanilalana Itaosy, omaly maraina, ity. Teo amin’ny lohany no novelesin’ny jiolahy tamin’ny vy maranitra. Tsy tana ny ainy na niala-nenina teny amin’ny hopitaly aza. Tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany maraina teo ho eo, hitan’ny olona nitsirara […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70798

Latest Images

Trending Articles