Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Antananarivo sy Antsiranana: 226 936 ny mpiadina hiatrika CEPE anio  

$
0
0
Tonga ny fotoana hiatrehan’ny mpiadina ny fanadinana CEPE eto Antananarivo sy Antsiranana. Efa nijery ny efitrano avokoa ny mpiadina, omaly, tsy hanano sarotra intsony ny fitadiavana anio. 521 879 ny isan’ny mpiadina ho an’ny fanadinana CEPE manerana ny Nosy amin’ity taona ity. Hisantatra ny fandraisana ny mpiadina voalohany ny faritanin’Antananarivo sy Antsiranana, anio, ary tsy hifarana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70763

Trending Articles