Misoko mangina ny isan’ny maty: nandavo olona telo indray ny covid-19
Roa andro nisesy. Telo indray ireo lavon’ny covid-19, omaly, araka ny tatitry ny CCO. Avy eto Analamanga sy Diana ary Vakinankaratra izy ireo. Efa telo tahaka izany koa ireo nodimandry, afakomaly....
View ArticleFivoriana parlemantera : handany ny volavolan-dalàna mampifanolana ny...
“Araka ny voafaritry ny And. 96 ao amin’ny lalàmpanorenana ny fametrahana ny vaomiera iomboanana isasahan’ny Antenimiera roa tonta, rehefa hita fa nivezivezy teo amin’ny Antenimierampirenena sy ny...
View ArticleFiaraha-miasa iadiana amin’ny kolikoly: nahazo fitaovana avy amin’ny Japoney...
Mitohy ny fiaraha-miasa. Niampy indray ny fotodrafitrasa eny amin’ny Bianco, Ambohibao, vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny governemanta Japoney. Notokanana, omaly, ny trano na birao fanampiny ho an’ity...
View ArticleFaritra Melaky: ratsy avokoa ny lalana anatiny sy ifandraisana amin’ny hafa
Tsy misy lalana tsara ho an’ny fiarakodia ny faritra Melaky, ao anatiny na ifandraisana amin’ny faritra hafa mifanila aminy, i Boeny, i Betsiboka, i Bongolava, sy i Menabe. Miainga avy eto Antananarivo...
View ArticleNakaton’ny fanjakana ny Tiko sy AAA Toamasina
Nitohy any amin’ny faritra. Nakaton’ny fanjakana tamin’ny alalan’ny sampan-draharahan’ny hetra miaraka amin’ny vadin-tany, omaly, ny orinasan’ny filoha teo aloha, Ravalomanana. Ahitana ny Tiko sy ny...
View ArticlePac – Kolikoly: “Ahina ny hihemoran’ny ady..”
« Mety hampihemotra ny ady atao amin’ny kolikoly ny nanesoran’ny depiote ny andininy sasany amin’ny lalàna, mametraka ny karazana heloka ara-ketra. Anisan’ny fototry ny raharaha sy andraikitra...
View ArticleBen’ny tanànan’i Toamasina: «Tsy hamidy ny fanampiana…»
Nanafatrafatra. « Tsy tokony hamidy ireny fanomezana ireny. Misy mantsy mivarotra mba hahazoana vola ividianana toaka sy sigara indray. Tanjona nyfahasalamanareo sy hisakafoanareo tsara », hoy ny...
View ArticleFiatrehana ny fanadinana: roa isaky ny dabilio ny mpiadina CEPE
Eo am-panomanana ny fandraisana ny fanadinana CEPE ny tompon’andraikitra rehetra. Misy ireo fepetra sy fampahatsiahiavana nentin’ny tompon’andraikitra momba izany. Nanomboka omaly ny fitsinjarana ny...
View ArticleFaritra Vakinankaratra: vita ny fandrefesam-pahaizana ireo mpianatra
Notanterahina nanomboka ny alarobia teo ny fandrefesam-pahaizana tamin’ireo zava-bita ary koa ireo lesona azon’ny mpianatra, nandritra ny taom-pianarana 2019 -2020 ho an’ny Faritra Vakinankaratra. Eo...
View ArticleSalegy sy Afrobeat: hamoaka ny “Tsy resy fa tia” i Rebecca
Rebecca, mpanakanto avy any Antalaha, mivoy ny gadona nentim-paharazana gasigasy miharo salegy sy afro beat. Maro be ny toerana efa nanehoany ny zavakanto, indrindra ny faritra avaratry ny Nosy, toa...
View ArticleCovid-19 Village Voara: latsaky ny 100 sisa ireo manao “test”
Efa nihena hatramin’ny 100 na latsak’izay isan’andro ny isan’ny olona tonga manao fitiliana ny Covid-19 PCR amin’izao fotoana izao, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitry ny CTC Tanàna Voara...
View ArticleFifamoivoizana: nalamina ireo toeram-piantsonan’ny taxi-be
Namoaka naoty ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly, amin’ny fandaminana ireo toeram-piantsonan’ny taxi-be amin’ny faritra sy toerana maromaro. Natao izany ho fandaminana ny fifamoivoizana sy ny...
View ArticleKitra – Can 2021: hatao any Barikadimy ny lalaon’ny Barea sy i Côte d’Ivoire
Hifantoka any amin’ny faritra Antsinanana avokoa izany ny sain’ny mpitia baolina kitra malagasy, ny fiandohan’ny volana novambra, ho avy izao. Hotanterahina any mantsy ny lalaon’ny Barea de Madagascar...
View Article“Milalao sy fiarahana”: tohanan’i Morel ara-pitaovana ny Espoir Football Club
“Milalao sy fiarahana”. Anarana hiantsoana ny hetsika karakarain’ny ONG Espoirs d’enfant. Fanangonana “godasse” ho an’ireo tanora mpilalao baolina kitra tezaina sy beazina ao amin’ny Espoir Football...
View ArticleBeach Volley: hahemotra amin’ny marsa 2021 ny tompondaka eran-tany U19
Hetsika ara-panatanjahantena maro no tsy tontosa ho an’ny taranja Beach Volley, tamin’ity taom-pikatrohana 2020. Niharan’izany avokoa na ny teto Madagasikara na ny maneran-tany. Namoaka fanambarana, ny...
View ArticleAntsan’ny Fo Onjan’ny Kalo: manam-pikasana hamoaka boky
Tovolahy misehatra tanteraka ao anatin’ny tontolon’ny literatiora Randrianarivo Onja Armand, fantatra amin’ny solon’anarana Antsan’ny Fo Onjan’ny Kalo, eo amin’izay tontolo izay. Miangaly ny fanoratana...
View ArticleAmpiasao ny teny Malagasy: “Gasio” ny zavatra ianarana…
Hatramin’izao, mbola tafalatsaka ao anaty fisalasalana ihany ny Malagasy sasany satria tsy misy tompon’andraikitra sahy manapa-kevitra sy afaka manazava ny tokony hanovana ifotony io...
View ArticleRavinala Airports: vonona ny fisokafan’ny seranam-piaramanidina
Araka ny tenin’ny filoha Rajoelina, hisokatra amin’ny fiandohan’ny volana oktobra ny zotram-piaramanidina any Nosy Be, handray ny mpizahatany. Efa vonona daholo ny fotodrafitrasa napetraky ny orinasa...
View ArticleTolotra Miarina: miisa 280 ny orinasa nahazo findramam-bola
Ao anatin’ny tetikasa Fihariana ny tolotra Miarina, fampindramam-bola ny orinasa madinika sy salantsalany (PME-PMI), sahirana amin’izao krizy Covid-19 izao, taorian’ny fihaonan’ny filoha Rajoelina...
View ArticleAlasora –By Pass: manamora ny fandraharahana ny fisokafan’ny banky BMOI
Nosokafana, omaly, ny banky BMOI eny Alasora, masoivoho vaovao faha-20. Ezahin’ny BMOI hatrany ny manatona akaiky ny olona ho an’ireo efa manana petra-bola ao aminy sy hisarihana ny hafa hanokatra...
View Article