Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Misoko mangina ny isan’ny maty: nandavo olona telo indray ny covid-19

$
0
0
Roa andro nisesy. Telo indray ireo lavon’ny covid-19, omaly, araka ny tatitry ny CCO. Avy eto Analamanga sy Diana ary Vakinankaratra izy ireo. Efa telo tahaka izany koa ireo nodimandry, afakomaly. Tafakatra 184 izany izao ireo namoy ny ainy, hatramin’ny 19 marsa no ho mankaty. Mbola miisa 68 koa anefa ireo ahina mafy « forme grave » […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Trending Articles