Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Fanatsarana ny tanàna: hanorenan’ny CUA tsena etsy Anosy sy ny Coum 67 ha

$
0
0
Hifarana, anio, ny fivoriana tsy ara-potoan’ny filankevitry ny Tanànan’Antananarivo. Nialoha izany, nanao tatitra ny asa vita tao anatin’ny fito volana nitantanany ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina. Nofaritany tamin’izany koa ireo tetikasa hotanterahina. Anisan’izany ny fanorenana tsena eo amin’ny parking-ny “Sénat” eo Anosikely, ametrahana ireo mpivarotra amoron-dalana. Hatsangana koa ny tsena eny amin’ny Coum 67ha. Fivarotana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Trending Articles