Hatramin’izao, mbola tafalatsaka ao anaty fisalasalana ihany ny Malagasy sasany satria tsy misy tompon’andraikitra sahy manapa-kevitra sy afaka manazava ny tokony hanovana ifotony io rafi-pampianarana eto Madagasikara io. Miankin-doha loatra amin’ny vahiny ny fampianarana hoenti-mamolavola ny sain’ny taranaka malagasy ankehitriny. Izay no anisan’ny antony lehibe mahatonga ny fihenan-danjan’ny fampianarana eto Madagasikara… Tsy misy fanomezan-danja […]
↧