Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Faritra Vakinankaratra: vita ny fandrefesam-pahaizana ireo mpianatra

$
0
0
Notanterahina nanomboka ny alarobia teo ny fandrefesam-pahaizana tamin’ireo zava-bita ary koa ireo lesona azon’ny mpianatra, nandritra ny taom-pianarana 2019 -2020 ho an’ny Faritra Vakinankaratra. Eo no hahafahana manombana ny karazana lazaadina mety ho zakan’ny fahaizan’ny ankizy, miankina indrindra amin’ireo fandaharam-pianarana. Marihina fa roa andro ny faharetan’izany fandrefesam-pahalalan’ny mpianatra tany an-toerana izany.Nanatanterahana izany ny sekoly Katolika […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70758

Trending Articles