Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Alasora –By Pass: manamora ny fandraharahana ny fisokafan’ny banky BMOI

$
0
0
Nosokafana, omaly, ny banky BMOI eny Alasora, masoivoho vaovao faha-20. Ezahin’ny BMOI hatrany ny manatona akaiky ny olona ho an’ireo efa manana petra-bola ao aminy sy hisarihana ny hafa hanokatra tahiry. Jerena ihany koa ny toerana tokony hiasana, miankina amin’ny fihariana sehatra maro, ahitana mponina betsaka mitrandraka, indrindra, iatrehana ny fanarenana ny toekarena aorian’izao hamehana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70681

Trending Articles